Entry | 1 taninina |
Root | 2 tanina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1] |
Examples |
5 Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. [2.470] 6 taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 taninana |
Synonyms | 12 taninana |
Anagrams | 13 itaninan, nataniny, nitainan, nitanany, nitanina, taninany, taninina |
Updated on 2023/01/20 |