|
|
|
|

Entry (1/2)1  tanjona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana
4  [1.13] tendrotany mandroso any anaty ranomasina
Explanations in English  5  [1.7] the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula
Explanations in French  6  [1.8] épaule d'une montagne; cap, presqu'île
7  [1.13, 2.118, 1.5.fr#282] cap
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word tanjona

Entry (2/2)20  tanjona
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka
23  [1.13] zava-kendrena
Explanations in French  24  [1.13] but, objectif, but idéal
Examples  25  Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Compound words 

Anagrams  27 

Updated on 2025/01/21