Entry | 1 Tanosy |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Vocabulary |
3 History: clans, tribes |
Explanations in Malagasy |
4 Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1] |
Explanations in English |
5 an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2] |
Explanations in French |
6 population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Taolañaro, Manambaro, Fanjahira) [1.5] 7 population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [1.5] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word Tanosy |
Tables and plates |
9 Dialectal words |
Anagrams | 10 antsoy, Tanosy |
Updated on 2020/11/22 |