|
|
|
|

Entry (1/2)1  tantanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [1.1]
Explanations in English  4  a hammer [1.7]
Explanations in French  5  marteau [1.3#676, 1.8]
Vocabulary  6  Tools
Analogs  7  famofoka, fively, tantanan-kazo
Proverbs  8  Proverbs containing the word tantanana

Entry (2/2)9  tantanana
Root  10  tanna
Part of speech  11  passive verb
Explanations in Malagasy  12  Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1]
Explanations in French  13  qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement [1.3#664]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Proverbs  18  Proverbs containing the word tantanana

Anagrams  19  natanatan, natantana, tantanana

Updated on 2023/01/20