|
|
|
|

Entry1  taomina (taona)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto 4  Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  manaito, manitoa, maotina, miantoa, mitanoa, mitaona, tamoina, taomina

Updated on 2023/01/20