|
|
|
|

Entry1  taona irỳ
Elementary words  2  taona, irỳ
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ)
Explanations in French  5  [1.3#681][taon' irỳ> l'année avant-dernière] l'année avant-dernière
Vocabulary  6  Time

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21