|
|
|
|

Entry1  tapahina
Root  2  tapaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
5  ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
6  Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
7  Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
8  Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1]
Explanations in English  9  to be broken off, to be cut; to be decided to be settled [1.7]
Explanations in French  10  qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide [1.8]
Examples  11  Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana. [2.470]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word tapahina

Updated on 2023/01/20