Entry | 1 tapa-kevitra |
Elementary words | 2 tapaka, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina |
Explanations in English |
5 [1.7] having made a decision |
Explanations in French |
6 [1.8] qui a pris une décision 7 [1.5#144] décidé |
Examples |
8 Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117#128] 9 Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#] |
Updated on 2024/12/07 |