|
|
|
|

Entry1  tapenaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka
Explanations in English  4  [1.7] the gable of a house
Explanations in French  5  [1.8] pignon d'une maison
Vocabulary  6  Economy: buildings, public works
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word tapenaka

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21