Entry | 1 taperina |
Root | 2 tapitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro 5 Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono 6 (Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao [1.1] |
Explanations in English |
7 to be ended, to be finished, to be used up [1.7] |
Explanations in French |
8 Qu'on termine [1.3, 1.8] 9 Qu’on complète, qu' on accomplit [1.3] 10 qu'on épuise [1.8] |
Examples |
11 ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59] 12 taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245] |
Morphology |
|
Anagrams | 17 apetrany, iperatan, niperata, taperina |
Updated on 2023/01/20 |