Entry | tarangana | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1] | ||
Examples | Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana.
[2.472] | ||
Synonyms | tangarana | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | tangarana, tarangana |
Updated on 2020/07/31 |