|
|
|
|

Entry (1/2)1  taranja
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy [1.62]
Explanations in French  4  matière, discipline [1.13]
Vocabulary  5  Education
Compound words 

Entry (2/2)8  taranja
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  taho na vahatra maniry mandry anaty tany [1.13]
Explanations in French  11  rhizome [1.13]
Vocabulary  12  Botany: (in general)
Synonyms  13  rizôma

Updated on 2023/08/27