Entry (1/5) | 1 tarazo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo 4 Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza 5 Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1] |
Explanations in French |
6 état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits 7 paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3] |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 9 tarazo |
Part of speech | 10 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
11 fomba na talenta na kilema nolovana [Sihanaka]
[1.78] 12 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1] |
Explanations in English |
13 hereditary [1.2] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 15 tarazo |
Part of speech | 16 noun |
Vocabulary |
17 Hairstyles |
Explanations in Malagasy |
18 karazan-taovolo na randrana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/5) | 19 tarazo |
Part of speech | 20 noun |
Vocabulary |
21 Biology |
Explanations in Malagasy |
22 toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [1.13] |
Explanations in French |
23 hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [1.13] |
Synonyms | 24 zenôtipa |
Compound words |
|
Entry (5/5) | 26 tarazo |
Part of speech | 27 adjective |
Derivatives |
|
Anagrams | 30 azotra, ozatra, tarazo, zaotra |
Updated on 2023/08/16 |