Entry | 1 tarihina |
Root | 2 tarika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly 5 Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny 6 Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso 7 Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira [1.1] |
Explanations in English |
8 to be pulled; to be led [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on tire, qu'on conduit [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 anitriha, hanirita, hatariny, hatrainy, hiranita, hiriatan, hitairan, hitarany, hitarina, ihiratan, itarihan, itrahany, itraihan, nihaitra, nihirata, nitariha, nitraiha, tarihina |
Updated on 2023/01/20 |