Entry | 1 tarotaroka |
Root | 2 taroka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [1.1] |
Explanations in English |
5 the tender shoots of plants. See laingo [1.2] |
Explanations in French |
6 les jeunes pousses des plantes, les jeunes feuilles fraîchement épanouies [1.3] |
Vocabulary |
7 Botany: (in general) |
Synonyms | 8 taroka |
Analogs | 9 laingo, tsaroka |
Anagrams | 10 tarotaroka, toratoraka, traotraoka, troatroaka |
Updated on 2023/01/20 |