|
|
|
|

Entry (1/3)1  tataro
Root  2  tatatra
Part of speech  3  imperative of passive verb tatarana
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3]
Examples  6  tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]
Tables and plates  7  All the passive imperatives

Entry (2/3)8  tataro
Part of speech  9  noun
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Explanations in Malagasy  15  Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
16  Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
Explanations in French  17  toit plat et provisoire; baldaquin [1.3#687]
Examples  18  ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313#115]
Compound words 

Entry (3/3)20  tataro
Part of speech  21  noun
Vocabulary  22  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  23  Anaram-borona [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.1, 1.78]

Anagrams  24  tataro, toatra

Updated on 2023/05/23