|
|
|
|

Entry1  tatavia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano.
4  [2.424] Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany
Explanations in English  5  [1.7] the bladder
Explanations in French  6  [1.8] la vessie
Examples  7  Mety hanampy amin'ny fampitoniana ny fanaintainana ateraky ny aretin'ny tatavia sy ny afero ihany koa. [2.424#]
Vocabulary  8  Biology
Compound words 

Updated on 2024/12/07