Entry | 1 tavoara |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
4 Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra [1.1] 5 sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano [1.13] 6 tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara [1.13] |
Explanations in French |
7 gargoulette [1.3#689, 1.13] 8 cruchon en grès [1.3#689] 9 ballon [1.13] |
Examples |
10 Akana atao anaty tavoara ny rano [2.245#] 11 Ny tavoara rehetra dia feno divay [2.996] 12 Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay [1.437#] |
Compound words |
|
Anagrams | 14 aavotra, avaotra, avoatra, roatava, tavoara |
Updated on 2023/09/14 |