Entry | 1 tebahina |
Root | 2 tebaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny teo imason' ny olona teo aho Atao tsinontsinona, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina: Izao no todin' ny nataonao fa notebahinao ny anatra natao anao |
Morphology |
|
Anagrams | 9 hibetana, tebahina |
Updated on 2025/01/21 |