|
|
|
|

Entry1  tehefana
Root  2  tehika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana
5  Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/05