|
|
|
|

Entry1  tempoly
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
5  Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1]

Updated on 2020/07/31