|
|
|
|

Entry1  testamenta
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  4  Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1]
Examples  5  Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ». [1.38]

Updated on 2024/08/17