|
|
|
|

Entry1  teta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [1.1]
Explanations in French  4  aine, le bas-ventre [1.3]
Examples  5  Mihalehibe ny atody tarimo eo amin'ny teta. [2.424#]
Vocabulary  6  Biology
Compound words 

Updated on 2023/09/21