Entry | 1 tetehina |
Root | 2 tetika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tetehina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |