Entry | 1 teti-be |
Elementary words | 2 tetika, be |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 firaisana hanao ratsy [1.1] |
Examples |
5 tsy nanan-kevitra hamono ny mpanjaka ny mpanao tetibe [2.270#] 6 Ary raha manao tetibe mirendrika hamely ny kapiteny ny matilo na mandositra miala [2.366#] |
Updated on 2023/06/13 |