|
|
|
|

Entry1  tevana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe
Explanations in English  4  [1.7] a precipice, an abyss
Explanations in French  5  [1.8] précipice, abîme, fossé
Examples  6  Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472#125]
Vocabulary  7  Geography: (in general)
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  10  Proverbs containing the word tevana

Anagrams  11  tevana, vatañe

Updated on 2023/09/14