|
|
|
|

Entry1  tezerana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy
Soa fa alim-pody loatra
Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo
Root  4  tezitra
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  terezana
Proverbs  10  Proverbs containing the word tezerana

Anagrams  11  terezana, tezerana

Updated on 2025/01/21