|
|
|
|

Entry1  tifidalitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Lalaon' ny ankizy anehoana fahakingana amin' ny famonoan-dalitra: aforitra ny hazo na sila-bolo, asiana tady ny tapany roa hanenjana azy, ka ny bala dia vero na hazo hazonina eo amin' ny tady ny tapany; sintonina henjanina mafy ny tady, ka avotsotra tampoka, dia mitsipika teo ny bala ka mihatra ery amin' ny zavatra tifirina
Vocabulary  4  Game

Updated on 2020/07/31