Entry | 1 tilikambo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana [1.1] |
Explanations in English |
4 a tower [1.7] |
Explanations in French |
5 tour, tour de garde [1.8] |
Examples |
6 Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470] |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |