|
|
|
|

Entry1  tiorka
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka"
Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka
Vocabulary  4  Geography: countries, people

Anagrams  5  akitro, akotri, akotry, aotrik, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotrai, kotria, okitra, otrika, rotika, tariko, tiorka, trioka

Updated on 2020/07/31