|
|
|
|

Entry (1/2)1  toetoetra
Root  2  toetra
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in French  5  [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples  6  Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny; [2.48]
7  Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy. [1.38]
Compound words 

Entry (2/2)9  toetoetra
Root  10  toetra
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Geology
Explanations in Malagasy  13  filahatry ny haben'ny singambato [1.13]
Explanations in French  14  texture du sol [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/09/14