Entry | 1 tofina |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1] |
Synonyms | 6 tofintofina |
Anagrams | 7 fanito, fañito, fantio, fotina, tinafo, tofina |
Updated on 2020/07/31 |