Entry (1/3) | 1 toho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy 4 [1.13] karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy |
Explanations in English |
5 [1.7] a smallish fish with a flattened head |
Explanations in French |
6 [1.8] poisson à tête plate 7 [1.13] genre de poisson d'eau douce |
Examples |
8 ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [2.48] |
Vocabulary |
9 Zoology: fishes |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word toho |
Entry (2/3) | 19 toho |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) |
Explanations in French |
22 [1.196] (probablement même origine que tohona ). Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc. [Merina]
|
Examples |
23 avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [2.48] |
Vocabulary |
24 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Quotes | 27 Texts mentioning toho |
Entry (3/3) | 28 Toho |
Part of speech | 29 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
30 [2.996] Tohu |
Explanations in French |
31 [2.996] Tohu |
Vocabulary |
32 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 33 Chapters and verses mentioning Toho |
Anagrams | 34 |
Updated on 2025/01/21 |