|
|
|
|

Entry1  tokantranomaso
Elementary words  2  tokantrano, maso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso
Examples  5  Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina. [1.123#]
Article  6  Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07