Entry | 1 tokavina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny |
Root | 4 toka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 nitavoka, tavaniko, tokavina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |