|
|
|
|

Entry1  tolokanina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona")

Anagrams  4  nilantoako, tolokanina

Updated on 2020/07/31