|
|
|
|

Entry1  tomaboha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vakim-pitaratra madio
Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava, ary ataon' ny ankizivavy solon' olona rehefa milalao manao kindriandriana izy ka ny boribory misolo ny vehivavy, ary ny lavalava misolo ny lehilahy

Anagrams  4  tamaboho, tomaboha

Updated on 2025/01/21