Entry | 1 tomandavana |
Root | 2 tandavana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) [1.1] |
Examples |
5 ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana; [2.59#] 6 Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113#] 7 Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Updated on 2023/01/20 |