Entry | 1 tombaka |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika 4 Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny [1.1] 5 loaka [Tambahoaka] [1.78] 6 lavaka [Sihanaka] [1.78] |
Derivatives |
|
Anagrams | 8 kotabam, tambako, tombaka |
Updated on 2020/07/31 |