|
|
|
|

Entry1  tondrahana
Root  2  tondraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý
Explanations in English  5  [1.7] to be watered, to be moistened
Explanations in French  6  [1.8] qu'on arrose, qu'on humecte
Examples  7  tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana. [2.117#]
8  Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody. [2.332#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word tondrahana

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21