|
|
|
|

Entry1  tonery
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
4  Adverbs :
Explanations in Malagasy  5  Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. [1.1]
Explanations in French  6  paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton [1.3#724]

Updated on 2023/10/28