|
|
|
|

Entry1  tonon-taona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
5  Vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French  6  Saison [1.5]
7  Saison [1.13]
Synonyms  8  vanin-taona
Elementary words  9  tonona, taona

Updated on 2023/06/18