Entry | 1 topazana |
Root | 2 topy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina): Ohatrany ranomasina midadasika no fijery io tany lemaka io rehefa topaza-maso 5 Tsipazana, andefasana (rano, lefona): Notopazany rano tamin' ny tavy ny zanako nandalo teo antokotaniny [1.1] |
Explanations in English |
6 to be glanced at 7 to be sprinkled [1.7] |
Explanations in French |
8 à quoi (qui) on jette un coup d'oeil 9 qu'on asperge d'eau [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word topazana |
Updated on 2023/01/20 |