|
|
|
|

Entry1  torontoronina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza: 1) ny zaza vao miforona ao an-kibon-dreniny: Vao torontoronina ny zaza dia azo lazaina fa tokony harahi-maso tandremana tsara -2) na koa ny reny manomboka hanan-janaka ao am-bohoka na mitoe-jaza: Vao notorontoronina an' io zaza io izy dia efa tsy salama

Anagrams  4  notrinotronao, torontoronina

Updated on 2025/01/21