Entry | 1 traikefa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fahaizana amam-pahalalana ananan' ny olona iray ary efa vita sedra sy nahazoam-pahombiazana maro tamin' izay nampiharana azy ka mendrika hitanana sy ampiasaina hatrany [1.65#115, 1.62#1017] |
Explanations in French |
4 expérience [1.65.fr#115] |
Examples |
5 Tsy traikefa no noresahiko fa ambaratonga eo amin' ny asa. [1.369#] 6 Noho ny traikefa ananany no nihazonan' io Lehiben' ny orinasa io izy. [1.62#1017] 7 Manana fahatsiarovana milevina anefa isika, manana traikefa hita miharihary. [1.369#] 8 Ny fahalalana anefa tsy tongatonga ho azy amin'izao ao an-dohan'ny olona iray, fa avy amin'ny fampiharana na traikefa eo amin'ny fiainam-piarahamonina pratique sociale, hoy i Mao Tse Toung. [2.606#16] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 afetrika, firetaka, fiteraka, kafitera, traikefa |
Updated on 2020/07/31 |