Entry (1/2) | 1 trako |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 quille de navire [Tankarana]
[1.19] |
Examples |
4 Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao. [2.150] |
Entry (2/2) | 5 trako |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 karazana dihin' ny Ntaolo [Bezanozano]
[2.245#91] |
Examples |
8 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Anagrams | 9 atrok, kotra, trako, troka |
Updated on 2020/07/31 |