Entry | 1 tranainy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy vao fa taloha, efa ela: Trano tranainy [1.1] |
Explanations in English |
4 old, out of date [1.7] |
Explanations in French |
5 vieux; âgé, ancien; démodé [1.8] 6 archaïque [1.13] |
Examples |
7 Efa ela natao moa ilay trano ka efa tranainy tokoa. [2.472] |
Anagrams | 8 aniritan, antrainy, arintany, atraniny, iantrany, iranitan, nanirita, natariny, natrainy, niranita, niriatan, nitairan, nitarany, nitarina, ranitany, ranitina, tarainin, taraniny, tranainy |
Updated on 2020/07/31 |