Entry (1/2) | 1 traoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe 4 [1.13] taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka |
Explanations in French |
5 [1.13] bronche |
Examples |
6 Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424#] |
Vocabulary |
7 Biology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 traoka |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.13] fangaro |
Explanations in French |
14 [1.13] mélange |
Vocabulary |
15 Chemistry |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |