Entry | tretrika | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana [1.1] | ||||||
Examples | Tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny.
[2.470] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Anagrams | tretraky, tretrika |
Updated on 2020/07/31 |