Entry (1/2) | 1 trobaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1] |
Explanations in French |
4 trou [1.13] |
Entry (2/2) | 5 trobaka |
Part of speech | 6 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
12 Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1] 13 voaloaka [1.13] |
Explanations in French |
14 troué [1.13] |
Anagrams | 15 bokatra, botraka, kabotra, traboka, trobaka |
Updated on 2020/07/31 |